|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voalà |
| Fototeny | 2 la |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy;
5 tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà 6 na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 refused, denied, rejected
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 refusé, nié, rejeté, renié
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 9 voala |
| Fototeny | 10 ala |
| Sokajin-teny | 11 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[voaala]
13 Enlevé, ôté
[Vezo]
[1.68] 14 Enlevé, arraché [1.3] |
| Ohatra |
15 Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny.
[2.470#]
|
| Kamban-teny rehetra | 16 voala baraka |
| Fivaditsoratra | 17 alavo, 18 alova, 19 valao, voala, voalà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|