|
|
|
|

Teny iditra1  voalavofotsy
Singan-teny  2 voalavo, 3 fotsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [voalavo fotsy] 6 rat blanc [1.3#843]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12