|
|
|
|

Teny iditra1  voaloaka
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  Ary dia nizaha ny tafondro efa voarendrika indray izahay, ny tsy mbola voaloaka. [2.366#]
5  Nony voaloaka ny rindrina, dia lasa izy namono vantotr' akoho sy nahandro vary kely. [2.69#]

Fivaditsoratra  6 voalaoka, voaloaka, 7 voaolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12