|
|
|
|

Entry1  voamboana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja [1.1]
4  karazan-kazo sarobidy [1.13]
Explanations in French  5  palissandre [1.3, 1.13]
6  palissandre (Dalbergia baroni) [1.5]
All compound words  7  4 combinations of this word
Vocabulary  8  Botany: tree

Anagrams  9 vaombaona, 10 voamboana

Updated on 2025/10/08