|
|
|
|

Teny iditra1  voantay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-boangory kely, manga mainty ny sorany ary manao ny tranony any anaty tain' omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the dung beetle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 le bousier [1.8]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  7 herim-boantay
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 anavoty, 10 atavony, 11 itavano, 12 ivotàna, 13 taovany, 14 tivoana, 15 toavina, 16 vatoina, voantay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09