|
|
|
|

Teny iditra1  voarandambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana voara fihinan' ny lambo any an' ala ny voany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de voara et lambo : sanglier malgache, Potamochère).
5 D'après Malzac : « Espèce de figuier dont les sangliers mangent les fruits ». [Merina] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  7 voaranala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17