|
|
|
|

Teny iditra1  voasahana
Fototeny  2 sahana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 A quoi on peut faire face, à quoi l’on a fait face [1.3#557]
Ohatra  5  Amin' ny firenena tan-dalàna, dia andraikitry ny Fanjakana izany, izay anisan' ny lafiny voasahana amin' ny politika momba ny fiainam-piarahamonina rehetra, fa tsy andraikitry ny orinasa fananan' ny sehatra tsy miankina amin' ny Fanjakana. [4.27#]

Fivaditsoratra  6 hasoavana, voasahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12