|
|
|
|

Teny iditra1  voasatroka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3 qu’on a coiffé, ce dont on a coiffé, a qui l’on a donné un chapeau [1.3#588]
Ohatra  4  Reheta vita akanjo sy voasatroka Razafindrahety, dia nentin-drizareo Manampahefana niala tamin' ny namany, ka nasehony tamin' ny olona tao AnatiRova avaratra. [2.649#1108]
Haiendriteny 
5  Ny lasa :
Tovy hevitra  6 sinatroka

Fivaditsoratra  7 voarotsaka, 8 voasakotra, voasatroka, 9 voasokatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12