|
|
|
|

Entry1  voasava
Part of speech  2  past participle
Root  3  sava
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1]
Explanations in French  6  [1.3#589] qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi
Examples  7  [2.587#] Tsy ela dia voasava ilay lohasaha;
8  [2.296#59] Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana.
Synonyms  9  sinava

Anagrams  10  osa vava, voasava

Updated on 2025/08/10