|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaseho |
| Fototeny | 2seho |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 shown, made manifest [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on a montré, exhibé [1.3] |
| Ohatra |
6 Hatramin' ny tany ka hatreo ambonin' ny varavarana, nisy kerobima aman-drofia voaseho amin' ny rindrin' ny tempoly.
[2.996]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|