|
|
|
|

Teny iditra1  voasoratra
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 écrit, dessiné, marqué, peint [1.3#632]
Ohatra  5  fa izao no voasoratry ny mpaminany [2.996#47.2.5]
6  Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#89]
7  Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528#81]
8  Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113#64]
9  Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436]
10  Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356#166]
Haiendriteny 
11  Ny lasa :
Tovy hevitra  12 sinoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12