|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatambitamby |
| Fototeny | 2 tambitamby |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 caressé, attiré, flatté, séduit
[1.3#659] |
| Ohatra |
5 Tsy tahaka ny soavaly voatambitamby sy voasafosafo akory izy tamin' izany.
[2.470]
|
| Tovy hevitra | 6 tinambitamby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|