|
|
|
|

Teny iditra1  voatamby
Fototeny  2 tamby
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 loué, engagé [1.3#658]
Ohatra  5  voatamby sa voakarama sy voafehy vava no izahay ray aman-dreny avy no tsy ama-miteny? [2.131#314]
6  Ary eto no misy voakolikoly sy voatamby vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra. [2.588#]
Tovy hevitra  7 tinamby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12