|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatendry |
| Fototeny | 2 tendry |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 appointed, fixed
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
6 qu'on a désigné, indiqué, fixé 7 qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3#695] 8 destiné, destinée [1.4] |
| Ohatra |
9 voatendry ho faty isika (Nous sommes destinés à la mort)
[1.4]
10 voatendry ho governora izy (Il a été désigné, choisi, pour être gouverneur) [1.3] 11 Tongava amy ny fotoana voatendry (Arrivez à l'époque fixée) [1.3] 12 I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472] 13 noho izany, vilany iray ihany no fitondran' ny olona voatendry. [2.472] |
| Tovy hevitra | 14 tinendry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|