|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatery |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 pressé
[1.3.fr#698, 1.13] 4 forcé, trait [1.3.fr#698] 5 obligé [1.13] |
| Ohatra |
6 Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona;
[2.576]
7 voatery tsy maintsy hisaraka isika. [2.583] 8 Teo dia voatery niditra ala kely izy. [2.895] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10 tinery |
| Kamban-teny rehetra | 11 karana voatery |
| Fivaditsoratra | 12 aveotry, 13 voaetry, voatery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|