|
|
|
|

Teny iditra1  voatetika
Fototeny  2 tetika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4 voatapaka madinika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré [1.3#700]
6 coupé en morceaux [1.13]
Ohatra  7  Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika. [2.4#69]
8  Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro. [2.472#41]
Tovy hevitra  9 tinetika
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09