|
|
|
|

Teny iditra1  voatevateva
Fototeny  2 tevateva
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 méprisé, insulté [1.3#701]
Ohatra  5  Fa afaka mangataka ny olom-pirenena raha tsy voatevateva ny foto-kevitry ny fitsinjaram-pahefana ary raha tsy voatohintohina ny fiasany amin' ny alalan' ny hetsika handaniam-potoana ataon' ny manampahefana tsy manaiky ny tsindrin-dentam-pahefana. [4.27#2008/03/28]
Tovy hevitra  6 tinevateva

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12