|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatifitra |
| Fototeny | 2 tifitra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 sur quoi on a tiré
[1.3#703] |
| Ohatra |
5 Ary nony niady izy, voa tifitra izy, dia maty.
[2.48]
6 Tsy mbola nisy nihetsika ny olona, fa samy nasian'ny ahiahin'ny ho voatifitra ihany. [2.324#] |
| Tovy hevitra | 7 tinifitra |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|