|
|
|
|

Teny iditra1  voatohina
Fototeny  2 tohina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Touché légèrement [1.3#710]
Ohatra  5  voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643#]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02