|
|
|
|

Teny iditra1  voatonta
Fototeny  2 tonta
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4 frappé, imprimé [1.3#728, 1.13]
5 entassé, pressé [1.3#728]
6 mis en tas [1.13]
Ohatra  7  Enimpolo no voatonta amin'ny iray minute, koa ndeha. [2.366#184]
8  Ny Fanjakana no miantoka ireo taratasy voatonta pirinty itaina amin' ny fanaovana ny lisitry ny mpifidy. [2.114#73]
Tovy hevitra  9 tinonta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12