|
|
|
|

Teny iditra1  voatorotoro
Fototeny  2 torotoro
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 écrasé, broyé [1.3#733]
Ohatra  5  dia ny manapaka azy ho takelany, famotsiana ny efa voatorotoro, kanefa zavatra toy ny gazy no amotsiany azy. [2.366#185]
Tovy hevitra  6 tinorotoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12