|
|
|
|

Teny iditra1  voatositosika
Fototeny  2 tositosika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra  4  Hanombika ny zanakareo, ka ho voatositosika sy ho voa tehamaina - fa mpanombika àry tsy maintsy voatositosika sy voa tehamaina - ka manao hoe: [2.298]
Haiendriteny 
5  Ny lasa :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29