|
|
|
|

Teny iditra1  voatoto
Fototeny  2 toto
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3#735]
Ohatra  5  Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina. [2.606#213]
6  Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama. [2.528#130]
Tovy hevitra  7 tinoto, tonoto
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02