|
|
|
|

Teny iditra1  voatrandraka
Fototeny  2 trandraka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 pioché, bêché profondément
5 confondu devant les juges [1.3#739]
Ohatra  6  ny faharoa momba ny tontolo manodidina ekôlôjika, amin' ny fiarovana ny voahary, izany hoe ny fampandrosoana maharitra… Ny fandrosoana dia tsy refesina amin' ny fitombon' ny harena voatrandraka sy voaondrana, fa ny fihatsaran' ny fomba fiainan' ny mponina voakasika. [4.27#2008/06/09]
Tovy hevitra  7 trinandraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12