|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatrebika |
| Fototeny | 2 trebika |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 dans quoi on a enfoncé
[1.3#742] |
| Ohatra |
5 Miaramila iray na roa no nahavita niarina kely vao voatrebika, fa ny sisa tonga dia nifantsika tamin' ny tany teo.
[2.472#218]
|
| Tovy hevitra | 6 trinebika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|