|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatsako |
| Fototeny | 2 tsako |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 mâché
[1.3#750] |
| Ohatra |
5 Ary raha eto no mba hisehoan' izay ambany maso tsy ho hita, na ambany lela tsy ho voatsako, na akaikin' ny orona tsy ho maimbo.
[2.69#238]
|
| Tovy hevitra | 6 tsinako |
| Fivaditsoratra | 7 sakatovo, 8 voakotsa, voatsako, 9 voatsoka, 10 vokatsoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|