|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voavaha |
| Fototeny | 2 vaha |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 détaché, délié, effilé, rompu
[1.3#799] |
| Ohatra |
5 Odré itony, hoy i Voahirana nony voavaha ny vata
[2.895#110]
6 Ka raha tsy ho tsiny, efa voavaha ny saravim-pady, efa afa-takotra ny teny, ka mitenena [2.245#52] |
| Tovy hevitra | 7 vinaha |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|