|
|
|
|

Teny iditra1  voavaka
Fototeny  2 avaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 separated. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 séparé, distingué [1.3#67]
Ohatra  6  Nantsoina hanao fanompoana avokoa mantsy izay voavaka ho matanjaka [2.643#31]
Tsipelina hafa  7 voaavaka

Fivaditsoratra  8 vakavoa, voavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27