|
|
|
|

Teny iditra1  voavingavinga
Fototeny  2 vingavinga
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 méprisé [1.3]
Ohatra  5  moa tsy izy indray no voavingavinga tsy misy hajany intsony? [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12