|
|
|
|

Teny iditra1  vodiakoho
Singan-teny  2 vody, 3 akoho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 le croupion des volailles qu'on offre au père et à la mère, ainsi qu'aux personnes honorables, en signe de vénération et de respect [1.3]
Ohatra  6  Indray mandeha no mahazo vodiakoho, ka raha mijery ny zoky, dia manao mason-drenivitsika. [2.69#]
7  Ary ny vodiakoho entina kosa ho fanajana ny rai-aman-dreny, fa ny vodi-hena any ny Manjaka, koa iny no atao solo ny, mank' amy ny rai-aman-dreny kosa: [2.48]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9  Teny fanajana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02