|
|
|
|

Teny iditra1  vohay
Fototeny  2 voha
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vohana, vohaina [Fitanisana]
Ohatra  4  vohay ny varavarankely [1.1]
5  vohay aho fa mangatsiaka [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 ovahy, 8 voahy, vohay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02