|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vohoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kibon-dranjo [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  4  Haiaina
Kamban-teny rehetra  5 laharan' ny vohoka iray

Teny iditra (2/2)6  vohoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Tranon-jaza.
9 Ny kibo (itoeran' ny zaza). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 the womb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 la matrice [1.8]
Ohatra  12  Aza mifoka na misotro alikaola mandritra ny fitondrana vohoka. [2.424#]
Voambolana  13  Haiaina
Mpanahaka  14  fananahana, 15  tranonjaza
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09