|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voizina |
| Fototeny | 2 voy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny lakana izay asosa amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana, ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be paddled, to be rowed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on pagaye, qu'on rame, qu'on fait avancer en ramant
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 mandeha tsy voizina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 ivizano, voizina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|