|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vokoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina
4 Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 bent over, stooped
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 courbé, voûté
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 vokoka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 fivohitry ny hazon-damosina
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 cyphose
[1.13] |
| Voambolana | 25 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 26 kovoka, vokoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|