|
|
|
|

Entry1  vokovoko fotsy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vokovoko, fotsy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fikambanana famonjena sy fanasoavana antokon' olona: mamonjy ny olona manao fitondran-tena ratsy ka mitaona azy hiala amin' izany
Vocabulary  5  Organizations

Updated on 2025/07/29