|
|
|
|

Teny iditra1  volafolo
Singan-teny  2 vola, 3 folo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [vola folo] 6 ten shillings, two and a half dollars. [1.2]
Ohatra  7  ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17