|
|
|
|

Teny iditra1  volaina
Fototeny  2 vola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Amidy mba ho tonga vola:
5 Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 avalony, 11 avilano, 12 lanivoa, 13 lavanio, 14 loviana, 15 ovinala, 16 valoina, volaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17