|
|
|
|

Teny iditra1 volatsivaky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy [2.436#59]
Ohatra  4 Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra [2.59#252]
5 Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528#154]

Fivaditsoratra  6 volatsivaky, 7 vola tsy vaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12