|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 volavolaina |
| Fototeny | 2 volavola |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao boribory ohatra ny volavola: Novolavolainy ny fetadia nataony sarin' omby
5 Eritreretina, alaina ambony alaina ambany, avadibadika: Efa novolavolainao tsara ve izany fikasanao izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be formed into a ball; to be worked (of clay); to be worked over (of ideas or projects)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on forme en boule; qu'on pétrit (se dit de l'argile): (idées ou projets) qu'on prépare
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|