| Entry (1/3) | 1 volobe |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 volo, be |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika |
| Entry (2/3) | 5 volobe |
| Part of speech | 6 noun |
| Elementary words | 7 volo, be |
| Explanations in French |
8 [1.196] (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [Betsimisaraka]
|
| Examples |
9 [2.895#76] Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. |
| Vocabulary |
10 Botany |
| Scientific name |
|
| Entry (3/3) | 12 Volobe |
| Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
| Elementary words | 14 volo, be |
| Vocabulary |
15 Geography: towns |
| Anagrams | 16 Volobe, volobe |
| Updated on 2025/08/10 |
|