|
|
|
|

Entry1  volo hala
Elementary words  2  volo, 3  hala
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  lolom-po, otri-po [1.1]
Examples  6  volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643#]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Anagrams  8 halavolo, 9 volo hala

Updated on 2025/10/11