|
|
|
|

Teny iditra1  vongana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a lump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon [1.3#854]
6 masse, bloc [1.8]
7 bloc, concrétion [1.13]
Ohatra  8  ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
9  Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 7 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17