|
|
|
|

Teny iditra1  vonifanja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny vonin' ny zavamaniry izay tonga voankazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Nom donné aux fleurs qui se transforment en fruit sans beaucoup changer de forme ; par exemple celles des Ficus (Moraceae) dont les figues conservent la même apparence tout en grossissant.
5 Le verbe dérivé mamonifanja signifie fleurir en parlant de telles espèces.
6 On l'emploie toutefois aussi, plutôt que mamony qui veut dire fleurir dans tous les autres cas, pour quelques espèces introduites : les haricots, le pêcher.
7 Voir aussi fanja [Merina] [1.196]
Ohatra  8  Indray andro, toa namerovero kokoa ny vonifanja tao anaty ala ary toa nifaninana nampidera ny bikany ny voninkazo dia rehetra. [2.895#86]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  10  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17