|
|
|
|

Teny iditra1  vonjeo
Fototeny  2 vonjy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vonjena [Fitanisana]
Ohatra  4  vonjeo haingana irý zaza irý fa nianjera [1.8]
5  vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02