Entry | 1 vono botretra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 vono, botretra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fampisehoana toetra tsara fanahy na badobado mba hanambakana na hiheveran' ny hafa ny tena ho tsara na olona tsotra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |