|
|
|
|

Teny iditra1  vonon-drenikely
Singan-teny  2 vono, 3 reny, 4 kely
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 famonoana miafina tsy hitan' ny hafa, na famelezana tetehina tsy hisy soritra azo iampangana ilay mpamono [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02