|
|
|
|

Teny iditra1  vonono
Fototeny  2 vono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (misy sisika on) Voavono, taperina ny aina, vonoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné [1.3#857]
Ohatra  6  Androtrio no vonono ilay Tily iray azon'ny tao amin dRainimarobandro. [2.59#273]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voavono
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02