|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voro-kitsay |
| Singan-teny | 2 vorotra, 3 kitsay |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tapa-damba tonta sady maloto no rovitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 tattered clothing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 haillons
[1.8] |
| Ohatra |
8 Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra?
[1.369#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|