|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voromanga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny entina ilazana olona tiana:
4 Raha tsy tian' ny hafa aza, ravoromangako kosa ! [1.1] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 6 voromanga |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 voromahailala
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 9 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 10 voromamanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|