|
|
|
|

Teny iditra1  voro-manompo havana
Singan-teny  2 vorona, 3 manompo, 4 havana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 zana ny havan' ny mpanjaka, na ireo olona ambony izay samy mikezaka hahatsara laza ny mpanjaka eo imason' ny vahoaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11